mifohaza isika gasy
Nampidirin'i bakokely | 29 Jan, 2009slt!
tena gravy lay izy e!efa plan vita kotrika h@ voalohany io !ratsyraka no cerveau!nametraka olona (tgv)izy ilatsaka maire,zay tena vao² fa tsy mpanao politika mba tsy hanany olona soupçon,hamamiany olona,ny olona mantsy efa leo² andra8 sy noana dia nihevitra oe b fialonana ra8 nony lany tgv fa tsy ny any tim ;nefa ny tena marina efa itandra8 mialo fa ratsyraka no ambadikio fa tsy afaka milaza @ olona izy satry tsisy preuve,sady ny olona tsy hino koa!tsetsemany ra8 foana ny asany tgv,miha tezitra ny olona,nandaitra ny plan,herintaona taty aorina naseho tv(viva) ratsyraka,nakatona ny viva,nanomboka ny fihetsiketsehany tgv,coincidence!!!nisy gadra nandositra tsiafahy!!!!iza no namoaka anireo?????efa ketrika be zany!nanao ultimatum tgv,efa sur ratsyraka fa tsy anaraka ra8,ny olona efa maty noana,tsy misaina ntsony ,voatarika mora,nitsangana ny kianjany demokrasia,surprise!!!!roland ratsy no allié ny tgv,mbola jamba ihany ny vahoaka,nazo baiko ny akamany gadra nitsoaka,réalisé ny ketriky ratsyraka,heviny:potehana tanteraka tana,ny province ny magasin ndra8 ihany ,ny olona hiditra lalina @ fahantrana tanteraka,dia anomboka ndray lay oe cotier-merina!
ny tohiny,tsy hay fa ra resy ra8,dia vita hatreo m/car fa tsy maintsy ratsyraka sy ny tariny no mitondra eo,lesona:tokony tsy nampanantena zvt tsy nisy mintsy ra8 vao lany president reny t@2002, nanatena anizay ny vahoaka,nihary² b koa ny injustice nataony leiry sady tsy niheno ny fitarainany vahoaka mintsy izy,faly ratsyraka sy ny tariny fa nitombona @zay ny ketrika dia nararaotiny @zay.
source:ny rafozany tgv , milliardaire t@ androny ratsiraka,ny rafozany no ni pousser azy t@ io afera ataony io dia nahalsa azy ndray à son tour(si on peut dire) milliardaire koa,azonareo antsaina @zay ,inona no matonga any ratsyraka ni choisir ny tgv,tsy fantatrolona izy voalohany,jeune,be ambition,surtout Naif!afaka mitarika olona tsara satria (oe mitovy parcours @ra8).
mila olona tena madio dago,tsy reo goaika efa masiso sy miady seza lava reo ntsony fa olona oh ntsika tsotra mila fiovana tanteraka!
ny fahendrena dia miandry ny fin ny mandat,dia mitsofoka zay manaraka eo fa tsy manao lohana jiolahimboto oh zao niseho zao,saingy indrisy!!!!mbola tany mahantra sika donc,soit ra8 ihany na ratsyraka&companie ihany no possible eo
resultat:football entre ra8&ratsy ity,dia ny vahoaka ny baolina
ny firenena potika,ny tanàna potika,ny kibo noana hatrany,ary mihamahantra tanteraka dago,mbola ho ela e!
Mivavaha ho any firenena fa zay ihany no azo atao.